Entry | 1 am-po tsy miloaka |
Elementary words | 2 ampo, 3 tsy, 4 miloaka |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in English |
6 in one's secret thoughts [1.7] |
Explanations in French |
7 dans son fort intérieur [1.8] |
Examples |
8 Tsy fantatra raha nifankalala ny tany am-po tsy miloaka izy na tsia.
[2.472]
9 lasa tokoa ianao Ravokatra, lehilahy nampiadana anay mianakavy kely" hoy ny vetsovetsony am-po tsy miloaka. [2.470] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |